第 7 章 第 12 节
Ary ny amin’ ny biby, sasany, dia nesorina taminy ny fanapahany; nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin’ ny andro sy ny fotoana.