第 7 章 第 23 节
Izao no nolazainy: Ilay fahefatra amin’ ny biby dia fanjakana fahefatra etỳ ambonin’ ny tany, izay ho hafa noho ny fanjakana rehetra sady handrava ny tany rehetra ary hanosihosy sy hanorotoro azy.