第 9 章 第 1 节
Tamin’ ny taona voalohany nanjakan’ i Dariosa, zanak’ i Ahasoerosy, avy amin’ ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin’ ny fanjakan’ ny Kaldeana,