Logo

Webible

//
4. Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fan...

James

第 4 章 第 4 节

4 / 17

Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an’ Andriamanitra ny fisakaizana amin’ izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan’ izao tontolo izao, dia fahavalon’ Andriamanitra izy.