第 22 章 第 33 节
Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta mba ho Andriamanitrareo, no manamasìna anareo; Izaho no Jehovah.