Logo

Webible

//
39. Modia ihany any an-tranonao, ka amb...

Luke

第 8 章 第 39 节

39 / 56

Modia ihany any an-tranonao, ka ambarao ny zavatra lehibe nataon’ Andriamanitra taminao. Dia nandeha izy ka nitory eran’ ny tanàna izay zavatra lehibe nataon’ i Jesosy taminy.