第 14 章 第 23 节
Dia nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy; ka dia nisotroan’ izy rehetra izany.