第 11 章 第 22 节
Moa ondry aman’ osy sy omby va no hovonoina ho azy hahavoky azy? sa ny hazandrano rehetra ao amin’ ny ranomasina no hangonina ho azy hahavoky azy?