第 22 章 第 40 节
Ary Balaka namono omby sy ondry aman’ osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an’ i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy.