Logo

Webible

//
4. Ary rehefa mandry izy, dia fantaro ...

Ruth

第 3 章 第 4 节

4 / 18

Ary rehefa mandry izy, dia fantaro izay andriany, ary midìra, ka songay ny lamba eo an-tongony, dia mandria eo ianao; ary holazainy aminao izay hataonao.