Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.