Webible · Baiboly Malagasy (1865) · Bible Study Guides

Revelation of John 9:11

11 Ary manana ny anjelin’ ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin’ ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin’ ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany.

Revelation of JohnRevelation of John 9Revelation of John 8Revelation of John 10