Logo

WeBible

4. Hitako ny ondrilahy manoto miankand...

Daniel

Chapter 8 : Verse 4

4 / 27

Hitako ny ondrilahy manoto miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany, ary tsy nisy naharombaka izay mby teny an-tanany; fa nanao araka izay sitrapony izy ka tonga lehibe.

Daniel 8:4