Logo

Webible

//
9. Ary mifaly kosa aho ankehitriny, ne...

2 Corinthians

Hoofdstuk 7 : Vers 9

9 / 16

Ary mifaly kosa aho ankehitriny, nefa tsy noho ny nampalahelovana anareo, fa noho ny nampalahelovana anareo mba hibebaka; fa nampahelovina araka an’ Andriamanitra ianareo, mba tsy hataonay matiantoka na amin’ inona na amin’ inona.