Logo

Webible

//
1. Ary rehefa afaka ny andro Sabata, d...

Mark

Hoofdstuk 16 : Vers 1

1 / 20

Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin’ i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin’ i Jesosy.