Rozdział 14 : Werset 10
Fa raha hoy kosa izy: Miakara etỳ aminay, dia hiakatra isika, fa efa natolotr’ i Jehovah eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.