Logo

Webible

//
22. Ary efa antitra indrindra Ely, ary ...

1 Samuel

Rozdział 2 : Werset 22

22 / 36

Ary efa antitra indrindra Ely, ary izy nandre izay rehetra nataon’ ny zananilahy tamin’ ny Isiraely rehetra sy ny nandriany tamin’ ireo vehivavy izay nanompo teo amin’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana.