Logo

Webible

//
9. Fa tamin’ ny andro voalohany tamin’...

Ezra

Rozdział 7 : Werset 9

9 / 28

Fa tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana voalohany no niaingany niakatra avy tany Babylona; ary tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema araka ny soa nataon’ ny tànan’ Andriamaniny taminy.