Logo

Webible

//
2. Dia nambara tamin’ ny taranak’ i Da...

Isaiah

Rozdział 7 : Werset 2

2 / 25

Dia nambara tamin’ ny taranak’ i Davida hoe: Injao ny Syriana efa mitoby any amin’ ny Efraima. Ary nirondrona ny fony sy ny fon’ ny vahoakany toy ny firondronan’ ny hazo any an’ ala, raha asian’ ny rivotra.