Logo

Webible

//
49. raha maitsomaitso na menamena eo am...

Leviticus

Rozdział 13 : Werset 49

49 / 59

raha maitsomaitso na menamena eo amin’ ny fitafiana ny aretina, na eo amin’ ny hoditra, na eo amin’ izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin’ ny zavatra natao tamin’ ny hoditra, dia habokana izany ka haseho amin’ ny mpisorona.